Sentence alignment for gv-aym-20120528-4208.xml (html) - gv-mlg-20120525-33414.xml (html)

#aymmlg
1Bolivia: Yatichirinakar Web 2.0 uka apnaqaw yatichäwiBolivia: Atrikasa Web 2.0 Ho An’ny Mpampianatra Aymara
2Andiana atrikasa Web 2.0 no notontosaina tao amin'ny departemantan'i Oruro ao Bolivia tamin'ny 2 Mey sy 3 Mey 2012.
32 ukat 3 uru llamayu phaxsit 2012n maran Web 2.0 ukxat Oruro, Bolivia markan yatichirinakar yatichäwi.Nokarakarain'ny Minisitireran'ny Fampianarana sy ny tetikasa Jaqi Aru izany atrikasa izany. Tetikasa izay ahitana vondrona mpandalina teny ao an-tanànan'i El Alto, Bolivia.
4Yaticha kamani (Ministerio de Educación) ukat Jaqi Aru uka tamankirinakampit amt'at wakt'ayatanwa, Altu pata markan arut yatxatat wayn tawaqunakaw Internet ukan Aymara aru sarantayasipki.Nampiroborobo ny fampiasana ny teny Aymara tamin'ny aterineto ity vondrona ity. Maro tamin'ireo mpilatsaka an-tsitrapon'ny Global Voices Aymara ihany koa no ao anatin'ny Jaqi Aru.
5Global Voices Aymarata ukan mä arut yaqha arur jaqukipirinakaw akan chikancht'asipki.Mpampianatra momba ny fampianarana avy ao amin'ny Sekoly Ambony Mpampiofana Mpampianatra (ESFM ny fanafohezan-teny amin'ny espaniola) no nandray anjara tamin'ny atrikasa.
6Uka yatichäwix Escuelas Superiores de Formación de Maestros (ESFM) ukan yatichirinakatak chiqancht'atanwa, amtäwipax yatichirinakamp yatiqirinakamp Internettuqin qilqawinak qilqapxañapatakiwa.Ny hanampy ireo mpampianatra sy ny mpianany hahay hamorona votoaty amin'ny teny Aymara ao amin'ny aterineto no tanjon'ny atrikasa. Araka ny fandaharan'asa napetraka, toy izao manaraka izao ny fotoana nandritra ny atrikasa:
7Wakichäwi wakt'ayatrjamax akhamatw sarantayatäna: 3 uru llamayu phaxsita, 9:30 qhara pacharux tantachasiñ utanw Yatich kamani uksankirinakat qallantasiwayäna.Tamin'ny Alakamisy 3 Mey, nanomboka tamin'ny 9:30 ny atrikasa tao amin'ny efitrano fanaovana konferansa, izay nosokafan'ny Jaqi Aru tamin'ny fampahafantarana fohifohy.
8Ukharusti, Mario Duran Chuquimia Web 2.0 ukat Wikipedia ukxata yaticht'äna.Taorian'izany fampahafantarana izany, nilazalaza momba ny Web 2.0 sy ny Wikipedia i Mario Duran Chuquimia.
9Ukat chika uru makiptxatatsti, sala de cpmputación ukanw yatichawix phuqhasxana, sapa yatichiriw mä atamirin internetan ukham yatintapxäna.Nandritra ny atoandro, nisy ny atrikasa fampiharana natao tao amin'ny efitrano misy ny solosaina, ka nampiasa solosaina iray avy misy aterineto ireo mpampianatra tamin'izany;
10Martin Canaviri jilax redes sociales, Facebook, ukxt yaticht'äna Ruben Hilare jilax Twitter ukxtrakw uñt'ayaskana.Nikarakara atrikasa momba ny tranokala tambazotra sosialy kosa i Martin Canaviri, izay nifantoka tanteraka tamin'ny fampiasana ny Facebook, Ruben Hilare kosa nizara ny traikefany amin'ny fampiasana Twitter.
11Victor Paco Montevilla, Flickr ukar jamuqäwinak waraqäwinak apkatañxatyaticht'askäna.Farany, Victor Paco Montevilla nampahafantatra momba ny fampiasana sary sy ny famoahana izany amin'ny tranonkala Flickr. .
12Foto de Mario R.Sary avy amin'i Mario R.
13Duran bajo licencia Creative CommonsDuran, nampiasaina tamin'ny Creative Commons license
144 uru llamayu phaxsita, Elias Quispe WordPress ukxtaw uñt'ayana, ukatx Edwin Quispe jilax Skype ukatarakw uñt'ayana.Nanazava momba ny famahanam-bolongana amin'ny WordPress kosa i Elias Quispe tamin'ny Zoma 4 Mey, Nampahafantatra ny Skype tamin'ireo mpandray anjara kosa i Edwin Quispe.
15Hilare jilax Wikipedia Aymara ukxat yaticht'arakina.Navoakan'I Hilare tao amin'ny Wikipedia Aymara avy eo ny fandehan'ny atrikasa.
16Ukhamatw yatichäwix tukuyasxana tantachasiñ utana mä juk'a yant'awinak lurasa, ukanx yatichirinakax Jaqi Aru waynanakaru ukat Yatich Kamani ukankirinakaruw jallallt'apxäna, jupanakatx waljanirakiw Aymar arun tecnologiastuqi uñt'ayañ amt'apxana.Nofaranana tao amin'ny efitrano fivoriana ny atrikasa izay nanaovana tombatombana fohy, ka nisaotra ireo mpikambana ao amin'ny Jaqi Aru sy ny Minisiteran'ny ny Fampianarana ireo mpampianatra tamin'ny fikarakarana ny atrikasa sy tamin'ny fiofanana nomena. Maro ireo mpandray anjara no nilaza fa vonona tanteraka izy ireo hamorona votoaty amin'ny alalan'ny fampiasana teknolojia.
17Yatichiri René Chura Quispe ESFM Mariscal Andrés de Santa Cruz Calahumanata, La Paz suyutxa, arst'anwa:Nilaza toy izao ilay mpampianatra René Chura Quispe avy ao amin'ny sekoly ESFM Mariscal Andrés de Santa Cruz Calahumana, ao amin'ny departemantan'i La Paz:
18… machaq uñstawinakax yatxatapxañasawa, uka apnaqäwinakax wali askiwa.…Tokony hahay sy hahafehy ny teknolojia isika, zava-dehibe ny fahaizana mampiasa ireo fitaovana amin'izany…
19Antonio José de Sucre, mayni yatichiri ESFM Antonio José de Sucre, arstiwa: Mä wawak irnaqawix askiwa jiwasan yatiqirinakasataki, janiw Aymara arunakxa, jan ukasti castellano ukans ukhamaraki.Ny asa arahina fahavononana toy izany eo anatrehan'ny mpianatsika no hanampy antsika amin'ny fampiasana ity sehatra fifampitam-baovaon''olo-tsotra ity; tsy amin'ny teny Aymara ihany, fa amin'ny teny espaniola ihany koa.
20Maysataxa, Cristina de ESFM Caracollo, Oruro marakat arst'äwayi:Cristina avy ao amin'ny ESFM Caracollo ao amin'ny Faritanin'i Oruro nilaza hoe:
21…janik aka mä yatichäwikipati jan ukasti yaqhax utjakpana, Aymara arusa Internettuqin sarantayañani Ingles arjama. Yatichirinakxatx internet ukan qilqatanak uñtayañ amtax utjiwa.…Antenaina fa mbola hisy ny atrikasa amin'ny manaraka, tsara raha mbola mikasika bebe kokoa ny fampiasana ny fitaovana nomerika izany; andeha hapariaka ny tenintsika Aymara tahaka ny teny Anglisy mipariaka ao amin'ny Aterineto.
22Nanambara ireo mpampianatra fa misy ny andraikitra tokony horaisina arak'izany ary tokony hanapariaka votoatim-baovao amin'izany sehatra virtoaly izany isika, izay nianarana nandritra ny atrikasa.
23Jaqi Arux mä post Aymara yatichawxat uñt'ayi, ukanx aka video waraqatw uñt'ayi:Jaqi Aru namoaka lahatsoratra bilaogy [amin'ny teny aymara] mikasika ny atrikasa, namoaka ity lahatsary manaraka nandritra ny atrikasa ity ihany koa izy ireo tao anatin'ny bilaogy: