Sentence alignment for gv-bul-20150303-3685.xml (html) - gv-mlg-20150303-68026.xml (html)

#bulmlg
1Химнът на “Ислямска държава” ремиксиран в Египет като подигравка с терориститеNy Fanenon'ny Sabatra Faran'izay Maranitra, Naverina Nokiraina Tao Ejipta Mba Hanesoana Ny ISIS
2Египтяните взеха на подбив “националния химн” на Ислямска държава като качиха в YouTube видеа, в които танцьорки се поклащат на фона на химнаEjiptiana maneso ny “hiram-pirenen'ny” ISIS tamin'ny alàlan'ny fampakàrana lahatsary tao amin'ny YouTube, ahitàna ireo mpandihy miolankolana amin'ny tonon'ilay hira.
3Като всяка “достойна” терористична групировка и “Ислямска държава” (Даеш, както я наричат арабите) си има собствено знаме, държавен глава и нещо като химн.Tahaka ireo vondrona rehetra mpampihorohoro tsy mendri-piderana dia manana ny saina ho azy ny ISIS (na Daesh araka ny iantsoana azy amin'ny teny Arabo), mpitondra ny fanjakàna ary karazana hiram-pirenena.
4Всеки път, когато се появи видео, в което те обезглавяват, взривяват или изгарят някого, за фон пускат своята песен “Saleel Al-Sawarem”.Amin'ny fotoana rehetra ahitàna lahatsary misy an-dry zareo manapaka lohan'olona, manapoaka baomba na mandoro olona, dia alefany ho feo lafika hatrany ny hiran-dry zareo hoe “Saleel Al-Sawarem”.
5“Saleel Al-Sawarem”, преведено буквално от арабски, означава “звънтенето на острите мечове”.Saleel Al-Sawarem, amin'ny teny Arabo, dia midika ara-bakiteny ho “ny feon'ny sabatra faran'izay maranitra.”
6Текстът на песента има за цел да всее страх у тези, които я слушат.Natao hamboly tahotra ao anatin'ireo mihaino azy ny tonon'ilay hira.
7В нея се пее следното:Toy izao ny teny ao :
8“Звънът на острите мечове е химнът на достойните.Ny fanenon'ny sabatra maranitra no hiram-pirenen'ireo olona sahy mirehareha.
9Животът трябва да бъде война Между беса и унищожението ни от тирани И красивия звук на току що стрелял пистолет.”Ny fitolomana no làlana iray hiainana ny fiainana tokony hiainany. Eo anelanelan'ny fanafihana sy fandevonana ny mpanao jadona, Ary ny feo mahafinaritry ny basy iray nampanginina.
10Песента е само част от общо четирите послания, като никое от тях не й отстъпват по съдържание на агресия.Ampahany amin'ireo efatra efa navoaka ilay hira, izay tsy misy tsy mahery setra na iray aza.
11Обаче, в последно време в Египет, песента стана повод за шеги от страна на потребителите на социалните медии.Kanefa, vao haingana, nivoaka tamin'ny endrika fanadrohadroana teny anivon'ireo mpampiasa media sôsialy tao Ejipta ilay hira.
12Те я ремискират и я използват като фон във видеа с танци, и по този начин се гаврят с групировката “Ислямска държава”, свързвана с “Ал Кайда” и имаща контрол над големи части от територията на Ирак и Сирия.Naverina nokiraina ilay hira ary natao ho feo lafika taminà rakikira misy fandihizana, ho toy ny fomba iray hanalàna baraka ny ISIS, ilay mpiara-dia amin'ny Al-Qaeda, izay efa mifehy faritra midadasika ao Iraka sy Syria.
13С други думи, египтяните заявяват, че не ги е страх от тях.Amin'ny teny hafa dia asehon'ireo Ejiptiana fa tsy matahotra azy ireny ry zareo.
14Карем Фарук направи следния поп-ремикс на “Saleel Al-Sawarem”:Nanao ity famerenana mikirakira ity i Karem Farok, nomeny ny anarana hoe Saleel Al-Sawarem - amin'ny gadona pop :
15Други пък танцуваха бели денс и заснеха видеа с танцьорки на бели денс, където песента беше използвана за фон:Ny hafa mampandihy kibo, na mamokatra lahatsary misy ireo mpampandihy kibo, miaraka amin'ilay hira alefa ao ambadimbadika ao :
16Имаше такива, които използваха сцени от египетски филми на фона на песента:Ary ny sasany mampiasa ny dihy avy aminà sarimihetsika Ejiptiana fa alefa ao ambadika kosa ilay hira :
17Може да гледате и други видеа на този линк и този хаштаг в Туитър.Betsaka ny lahatsary no azo jerena ato amin'ity rohy ity sy ity tenifototra ao amin'ny Twitter ity.
18Гаврата с “Ислямска държава” и техните съюзници не е ново нещо.Tsy zavatra vaovao ny fanesoana ny ISIS sy ireo miaraka aminy.
19Често срещано твърдение е, че подтисничеството и бедността са основната причина, поради която хората от арабския свят се присъединяват към подобни групировки.Kabary iray tsara lahatra ny hoe ny famoretana sy ny fahantrana no tena antony fototra mahatonga ny olona any amin'ny tany Arabo hanatevina laharana ny vondrona toy ireny.
20Понякога те стигат и по-далеч, и използват подтисничеството като извинение за своите деяния, подобно на този потребител на Туитър, представящ се с името Абу Анас:Indraindray dia lasa lavitra ny olona ary mampiasa ny famoretana ho toy ny fialàna olana ho azy ireo mba hanaovany ny ataony, tahaka ity mpampiasa Twitter ity, izay mampiasa ny solon'anarana Abu Anas:
21Защо когато жертвите на потисничеството тръгнат да се борят срещу несправедливостта на тях се гледа като на опасни терористи?Dia ahoana moa izany fa rehefa injay ireo voaporiporitra no miezaka mitolona hanaisotra ny tsy rariny iainany, raisina ho toy ny mpampihorohoro mampidi-doza ry zareo.
22“Ислямска държава” е държавата на гордостта.Ny ISIS no firenena mampirehareha azy.
23Преди няколко седмици, друг хаштаг, “Ще се присъединя към “Даеш” “, също стана много популярен като хората публикуваха туитове от рода на “Брат ми ми взе зарядното за телефона и сега нямам батерия.Herinandro vitsy lasa izay, niely be ny tenifototra “handeha hanatevina laharana ny Daesh aho“, ka amin'io no andefasan'ny olona ny bitsik'izy ireo toy ny hoe, “Nalain'ny rahalahiko ny fitaovana famahànako ary dia tsy mandeha intsony ny vatoaratry ny findaiko izao.
24Присъединявам се към “Даеш” “, показвайки колко е жалко по-горното обяснение.Handeha hanatevina laharana ny Daesh aho”, mba hanalàna baraka ity tohan-kevitra ity.
25Гаврата не се извършва само в Египет.Tsy voafetra ho ao Ejipta ihany ny fanesoana.
26В Съединените щати в шоуто “Saturday Night Live” (“Събота вечер наживо”) направиха скеч за “Ислямска държава”.Tao Etazonia, ny “Saturday Night Live” dia nanao hatsikana an-tsehatra momba ny ISIS.
27Въпреки че да правиш така, че терористична група да изглежда жалка и да се гавриш с нея, си има своите позитивни страни, от друга страна, излъченото видео, в което деца си играят на “Ислямска държава” и жертви в Египет, вместо да играят на традиционното Стражари и апаши, става повод за притеснение. Маналиана коментира по този въпрос така:Na izany aza, ny fanalàna baraka vondrona iray mpampihorohoro ary ny fanesoesoana azy ireny dia noraisina ho toy ny zavatra miabo ihany, saingy etsy ankilany, mampanahy ilay lahatsary notaterina ho nahitàna ankizy milalao ny ataon'ny ISIS sy ireo Nihàrany tao Ejipta, fa tsy ilay mahazatra ny maro milalao Polisy sy Mpangalatra.
28#ISIS “Ислямска държава” не е шега. #prtNaneho hevitra momba ilay olana i Manaliana :
29- Mrs. Nobody (@manaliana) March 2, 2015Tsy resaka vazivazy ny #ISIS #prt