# | epo | mlg |
---|
1 | Arestita en Meksiko la plej serĉata homo en la mondo | El ‘Chapo’ Guzmán, Olona Karohina Indrindra Eto An-Tany, Voasambotra Tao Meksika |
2 | [Ĉiuj ligiloj kondukas al anglalingvaj paĝoj, krom kiam alie notite.] | “El Chapo” Guzman hampidirina amin'ny angidimbin'ny Polisy Federaly tamin'ny 22 Febroary 2014. |
3 | “El Chapo” Guzmán helikoptere transportita de la Federacia Polico en la 22a de februaro, 2014. | Sarin'i Omar Franco Pérez Reyes, copyright Demotix. |
4 | Foto de Omar Franco Pérez Reyes, kopirajto Demotix. Ĉe la turisma marbordo de Mazatlán, en la subŝtato Sinaloa, nordokcidenta Meksiko, Joaquín Guzmán Loera [hispane], kromnomata “ El Chapo” [ĉapo], estis arestita pro la akuzo de droga komercado, organizita krimado kaj pluraj murdoj. | Tao amin'ny moron-dranomasina ho an'ny mpizahantany ao Mazatlán ao amin'ny fanjakana Sinaloa ao avaratra atsinanan'i Meksika i Joaquín Guzmán Loera, izay fantatra ihany koa ho El “Chapo”, no natazonina vonjimaika noho ny vesatra fiampangana azy ho manao trafikan-drongony, fikambana-jiolahy ary famonoan'olona maro. |
5 | Post la murdo de Usama bin Laden fare de la usona mararmea speciala trupo SEAL en majo 2011, “El Chapo” Guzmán fariĝis la plej serĉata homo en la mondo. | Taorian'ny famonoan'ny ekipan'ny Navy SEAL avy ao Etazonia an'i Osama bin Laden tamin'ny Mey 2011, dia i El “Chapo” Guzmán indray no olona karohina indrindra manerana izao tontolo izao. |
6 | Guzmán krome estis konsiderata unu el la plej potencaj homoj en la mondo laŭ la revuo Forbes, kiu identigis lin kun CEO (ĝenerala direktoro) de la Kartelo de Sinaloa. | Heverina ho iray amin'ireo olona manampahefana indrindra eto amin'ny planeta ihany koa i Guzmán, araka ny gazety-boky Forbes, izay nanondro azy ho Filoha Tale Jeneralin'ny Cartel Sinaloa. |
7 | Guzmán jam estis en maksimume gardata malliberejo en Meksiko, en la subŝtato Jalisco; li tamen forkuris en misteraj cirkonstancoj en 2001 dum la administrado de la prezidanto Vicente Fox [esperante]. | Efa notazonina tao amin'ny fomba tsara ambina indrindra tao am-ponjan'i Meksika tao amin'ny fanjakana Jalisco i Guzmán; saingy afa-nandositra tamin'ny fomba mampiahiahy tamin'ny 2001 nandritra ny fitondran'ny filoha teo aloha Vicente Fox. |
8 | Associated Press estis la unua novaĵagentejo, kiu disvastigis la novaĵon pri la aresto per Tvitero (Twitter), en la 22a de februaro, 2014, | Ny Associated Press no iray amin'ny sampana mpanangom-baovao nanely voalohany tao amin'ny kaontiny Twitter ny fisamborana tamin'ny 22 Febroary 2014: |
9 | LASTMINUTA NOVAĴO: Usona oficialulo: ‘Chapo' Guzmán, estro de la Kartelo de Sinaloa, arestita de meksikaj kaj usonaj aŭtoritatuloj en Meksiko. | Vaovao mafana: Ofisialy Etazonia: Voasambotry ny manampahefana ao Etazonia sy Meksika i “Chapo” lehiben'ny rongony |
10 | En Tvitero la novaĵo estis tiel komentita, ke kelkaj uzantoj eĉ ŝercis pri tio: | Narahina famoahan-kevitra tao amin'ny Twitter ny vaovao ka tonga hatramin'ny fananihaniana momba ity raharaha ity: |
11 | Mi ne sciis ke mi laboras por C.I.A. kun tiom da spertuloj de nacia sekureco! | Tsy fantatro aho hoe niasa ho an'ny C.I.A. miaraka amin'ireto ekspera maro dia maro ao amin'ny mpitandro ny filaminana nasionaly! |
12 | Temas pri la aresto de “El Chapo” | Miresaka momba ny fisamborana an'i Chapo |
13 | La uzanto Pablo M. | Manontany ny fotoana marina nisamborana ilay lehiben-drongony ny mpisera Pablo M. |
14 | Aguilar pridubis la areston de “El Chapo” rilate al polemika publikigo de la revuo Time: | Aguilar rehefa nahita ilay fitantarana mapiady hevitra navoakan'ny gazety-boky TIME: |
15 | Kurioze, la aresto de “El Chapo” okazis du tagojn antaŭ la eldono de la revuo Time, en kiu aperis EPN [meksika prezidanto Enrique Peña Nieto] kun la slogano “Ni savu Meksikon” | Mahavariana ihany raha nitranga roa andro nialoha ny namoahan'ny gazety-boky TIME ny tantaran'i EPN [Filoha Meksikana Enrique Peña Nieto] miaraka amin'ny tarigetra hoe “Manavotra an'i Meksika” ny nisamborana an'i Chapo. |
16 | Aliflanke la uzanto Isaias Villa G. atentigis, ke oni devas pli profunde esplori ĝin, antaŭ ol diskuti pri la aresto: | Navoitran'i Isaias Villa G fa tokony hisy ny fanadihadiana lalindalina kokoa: |
17 | Anstataŭ pridubi la areston de El Chapo, oni devas funde esplori ĉiujn lian ligojn en Meksiko kaj Usono | Tsy hoe miahiahy na manamaivana ny fisamborana an'i Chapo, fa tokony ho fantatra mazava ny halalin'ny fifandraisany amin'i Meksika sy i Etazonia |
18 | John M. | John M. |
19 | Ackerman, konata kontraŭulo al la nuna registraro de Enrique Peña Nieto [esperante], esprimis sin pri la aresto de “El Chapo”: | Ackerman, mpanohitra fanta-daza ny fitondran'i Enrique Peña Nieto, nilaza tahaka izao momba ny fisamborana an'i El Chapo: |
20 | El Chapo Guzmán estis la drogkomercisto dorlotita de Fox kaj Calderón. | Chapo Guzmán no lehiben-drongony [nahazo fankatoavana] tamin'i Fox sy Calderon. |
21 | Kiu estos lia anstataŭanto dum la regado de Peña? | Iza no mpandimby azy amin'ny vanim-potoanan'i Peña? |
22 | Jen granda demokratia “alterno”. | “fifandimbiasam-pahefana” demaokratika goavana. |
23 | La ĵurnalisto Ciro Gómez Leyva [hispane] skribis pri la ebla partopreno de la usona Administrejo por Subpremado de Drogoj (DEA) en la aresto de Guzmán. | Ny mpanao gazety Ciro Gómez Leyva [es] niresaka momba izay mety ho fidirana an-tsehatry ny Andrim-panjakan'i Etazonia Mpampihatra ny Lalàna Momba ny Rongony tamin'ny fitazonana an'i Guzmán: |
24 | Ni (DEA) arestis “El Chapo” Guzmán kune kun meksikaj marsoldatoj. | Izahay, DEA, no nisambotra an'i El Chapo Guzmán niaraka tamin'ny tafika an-dranomasina Meksikana. |
25 | Tio estas publikigita de New York Times pasintnokte, kaj tiel la novaĵo estis diskonigita en sabato. | Izay farafaharatsiny no navoakan'ny New York Times halina, ary izay no mifanaraka tamin'ny fivoakan'ny vaovao tamin'ny Asabotsy. |
26 | Antaŭ iu ajn oficialulo, AP kaj New York Times konfirmis, kun akompana foto, la novaĵon pri la aresto de El Chapo. | Nialoha ny an'ny manampahefana no nanamafisan'ny AP sy ny New York Times, niaraka tamin'ny sary, ny fisamborana an'i El Chapo. |
27 | Kiu ellasis tian festaĵon? | Iza no namoaka voalohany? |
28 | Ĉu la meksika registraro (pro kialoj facile kompreneblaj) aŭ eble DEA? | Ny governemanta Meksikana (noho ny antony azo takarina), sa ny DEA? |
29 | La prezidanto Peña Nieto oficiale priparolis ĝin je 13:43, preskaŭ tri horojn post anonco de la novaĵo en Usono. | Ny vaovao ofisialy dia navoakan'ny filoha Peña Nieto tamin'ny 13:43, efa ho telo ora taorian'ny nivoahan'ny vaovao tany Etazonia. |
30 | La aresto de Guzmán okazis dum perforto pli kaj pli intensiĝas en Michoacán (subŝtato regata de armitaj grupoj kontraŭ la Kartelo de Sinaloa), kaj multajn jarojn post la komenco de la “milito” kontraŭ la organizita krimado, kiu forrabis milojn da vivoj de meksikanoj. | Voasambotra i El “Chapo” Guzmán rehefa miharatsy ny herisetra ao Michoacán (fanjakana fehezin'ny vondrona mitam-piadiana fahavalon'ny Cartel Sinaloa) sy taona maro nanombohan'ny “ady” amin'ny fikambanan-jiolahy - izay efa nahafatesan'olona (Meksikana) an'arivony. |
31 | Tiu ĉi estas la dua aresto de gravaj krimulaj gvidantoj dum la regado de Enrique Peña Nieto. | Ity no fisamborana olona ambony faharoa nandritra ny fitondrana Enrique Peña Nieto. |
32 | La unua estis tiu de Elba Esther Gordillo, kromnomata “La Instruisto”, kiu okazis en februaro 2013. | Ny talohany moa dia i Elba Esther Gordillo, fantatra ihany koa ho ny “Maestra”,[Mpampianatra] voasambotra tamin'ny Febroary 2013. |