# | fas | mlg |
---|
1 | آلبانی:ساختمان هایی با رنگ های مختلف | Albania : Trano miravaka loko marevaka |
2 | | Traveler [mpizahatany] no manapariaka ao amin'ny blaogy Stepping Stones [mitsambikina ambony harambato] andiantsary trano miravaka loko marevaka nalaina tany Tirana, any Albania : |
3 | | “Asa raha azonareo an-tsaina hoe manakory izany miaina anivona tanàna izay mampiraty trano miravaka mampiaiky volana toy izao ? ? ? ? |
4 | استپینگ استونز عکس هایی از ساختمان هایی را در تیرانا در پایتخت آلبانی منتشر کرده است که با رنگ های مختلف تزیین شده اند | Nanjombona ny andro androany ary dia noheveriko fa fotoana mety sy hizarana aminareo ireto loko marevaka sy miramirana ireto ! Mahaiza mankafy !” |