# | hin | mlg |
---|
1 | मोज़ाम्बीकः स्कूल फिर शुरु, पर सबके लिये नहीं | Mozambika : Fidiran'ny mpianatra any an-tsekoly, hoan'ny sasantsany ihany |
2 | जूलियो मोज़ाम्बीक में, जहाँ अनेक बच्चे स्कूल नहीं जा पाते, पाठशालाओं के नये सत्र की शुरुवात और देश में शिक्षा की दिक्कतों के बारे में लिखते हैं। | Amin'izao fotoana fidiran'ny mpianatra any Mozambika izao, i Júlio Mutisse no mitatitra ny olana sedrain'ny sehatra fampianarana any an-toerana satria mpianatra marobe no tsy mahita sekoly hidirana: |
3 | “मैं तो शिक्षा की गुणवत्ता के बारे में भी बात नहीं कर रहा। | “Tsy mbola miresaka izay momba izay fampianarana akory ary aho izany. |
4 | मैं सिर्फ बात कर रहा हूँ इस देश के हज़ारों बच्चों और युवाओं तक शिक्षा के पहुंच की।” | Fa mbola ny fahafahan'ireo ankizy aman'arivony sy zatovo aman'arivony amin'ity firenena ity miditra an-tsekoly fotsiny ihany no resaka.” |