# | ita | mlg |
---|
1 | Marocco: “La mia estate con un libro” | Maraoka: “Ny fotoam-pialan-tsasatro miaraka amin'ny boky” |
2 | In un mondo immerso nelle nuove tecnologie, dove tablet e lettori di e-book vanno diventando sempre più economici e accessibili a un vasto pubblico, sarà rimasto ancora spazio per i vecchi buoni libri di cartai? | Ao anatin'ny tontolo rakotry ny fivoaran'ny teknolojia, sady efa mihamora sy miha-mora vidy ny famakiana e-boky sy antontan-boky, mety mbola ambin-toerana ve ho an'ireo boky nosoratana fahiny? |
3 | Secondo alcuni blogger marocchini la risposta è affermativa e la tecnologia ce lo conferma. | Ho an'ireo mpitoraka bilaogy Maraokana sasany, ny valinteny dia eny, ary eo ny teknolojia hanaporofo fa marina izany . |
4 | My Summer With a Book (La mia estate con un libro) è un'iniziativa online lanciata un paio di settimane fa da diversi blogger tramite una piattaforma di blogging [ar] e una pagina su Facebook aperta a tutti [ar], per invitare la gente a condividere le proprie esperienze di lettura: | Hevitra nalefan'ireo mpitoraka bilaogy amin'ny aterineto roa herinandro lasa izay, ny Ny fotoam-pialan-tsasatro miaraka amin'ny boky mba ho sehatra ifampitorahana bilaogy [Ar] sy mba ho pejin'ny Facebook ho an'ny besinimaro [Ar], izay anasana ireo mpitsidika hizara ireo traikefany amin'ny famakiam-bokiny : |
5 | Tendiamo a passare la nostra estate più con gli amici e la famiglia che non in compagnia di un buon libro, sebbene potremmo benissimo riuscire a fare entrambe le cose. | Mahazatra antsika matetika ny mandany ny fotoam-pialan-tsasatsika miaraka amin'ireo namana sy ny fianakaviana ary tsy dia miaraka loatra amin'ny boky tsara, nefa isika afaka mampiaraka izany tsara . |
6 | Bene, e se per questa volta passassimo l'estate in giro con un libro?, così potremmo incoraggiarci l'un l'altro a leggere di più. | Eny ary, ahoana ary raha mba laniantsika amin'ny famakiam-boky ny fotoam-pialan-tsasatsika amin'ity indray mitoraka ity, amin'izay isika afaka mifanohana mba hamaky boky bebe kokoa. |
7 | Inutile ricordarvi tutti i benefici che può portare la lettura. | Tsy ilaina intsony ny mampatsiahy antsika ireo tombontsoa rehetra azo avy amin'ny famakiam-boky. |
8 | A tal fine abbiamo creato questo blog per diffondere le vostre riflessioni su ciò che avete imparato leggendo i libri che consigliate. | Ho amin'izay tanjona izay, nanamboatra ity bilaogy ity izahay mba hanitarana ny sainao mikasika ny zavatra azonao notsoahina ao amin'ilay boky izay natoronao . |
9 | Estate con un libro | Fotoam-pialan-tsasatra miaraka amin'ny boky |
10 | Marrokia, blogger [ar] e co-fondatrice dell'iniziativa, ha avviato un nuovo meme [it], invitando gli amici blogger a condividere le loro preferenze di lettura chiedendo loro… | Nanomboka “meme” vaovao tamin'ity herinandro ity i Marrokia, mpitoraka bilaogy [Ar] sady mpiara-manangana tamin'ny hevitra . Nanasa ireo mpitoraka bilaogy namany izy mba hizara ireo vaky boky tiany ary manontany azy ireo … |
11 | Quali sono i libri della tua infanzia che ricordi ancora? | Inona avy ireo boky mbola tadidinao tamin'ny fahazazanao ? |
12 | Quali sono i tuoi scrittori preferiti? | Iza no mpanoratra tianao indrindra ? |
13 | Quali sono gli scrittori che hai deciso di non leggere più? | Iza no mpanoratra izay tsy ho vakianao intsony ny asa-sorany ? |
14 | Quali sono i libri che porteresti con te se restassi solo nel deserto? | Inona avy ireo boky izay ho entinao miaraka aminao raha tsy maintsy hatoka-monina any amin'ny tany efitra ianao ? |
15 | Quali scrittori non hai ancora letto e senti il bisogno di leggere? | Iza no mpanoratra izay mbola tsy novakianao nefa tsapanao fa ilainao ny mamaky ny asany ? |
16 | Quali sono i tuoi libri preferiti? | Inona avy ireo boky tena tianao ? |
17 | Che libro stai leggendo? | Inona ny boky vakianao amin'izao fotoana izao ? |
18 | Invia l'invito a quattro blogger per condividere le loro esperienze di lettura con tutti gli altri. | Alefao amin'ny mpitoraka bilaogy efatra ny fanasana ary asao izy ireo hizara ireo traikefany amin'ny vaky boky ho an'ny tsirairay . |
19 | Le risposte all'iniziativa hanno appena iniziato a manifestarsi. | Manomboka mahazo olona ny valin'ity hevitra ity . |
20 | Qui di seguito, [potete leggere] una panoramica di alcune risposte prese a caso dalla blogosfera. | Ity manaraka ity ny fehin'ireo valinteny sasany nalaina an-tsapaka avy amin'ny tontolon'ny bilaogy . |
21 | Libri che si ricordano dall'infanzia | Ireo boky tsaroana tamin'ny fahazazana |
22 | Da Najat [ar] | Avy amin' i Najat [Ar] |
23 | Alice nel paese delle meraviglie [it] e Viaggio al centro della terra [it] | Ny tantaran'i Alice miriaria any An-tanimahavariana sy Tontolo andro ao amin'ivon'ny tany |
24 | Da Young Thoughts [ar]: | Avy amin'i Young Thoughts [Ar]: |
25 | Nabil Farouk [en], di cui ho letto la maggior parte dei racconti da Ragol Al Mostaheel (L'uomo dell'Impossibile) e da Flowers (Fiori). | Nabil Farouk, mpanoratra izay novakiako ny ankamaroan'ireo tantara avy amin'ny horonan-tsary mihetsika mitohy The Man of the Impossible, sy Ireo Voninkazo . |
26 | Leggevo anche i racconti storici dello scrittore Georgy Zeidan [en]. | Efa zatra mamaky ireo tantara ara-tantara nosoratan'ny mpanoratra Georgy Zeidan aho. |
27 | Da Marrokia: | Avy amin'i Marrokia: |
28 | I libri di racconti di Mohamed Attia Abrashi, i racconti brevi su Khoja [Giufà, it] e naturalmente le Favole di Kalila e Dimna [it]. | Bokin-tantara nosoratan'i Mohamed Attia Abrashi, tantara fohy mikasika an'i Juha ary mazava ho azy ireo Anganon'i Kalila sy i Dimna. |
29 | Scrittori preferiti | Ireo mpanoratra tiana indrindra |
30 | Da Young Thoughts: | Avy amin'i Young Thoughts: |
31 | Naguib Mahfouz [it], Ihsan Abdel Quddous [en], Tawfiq el-Hakim [it] and Aed al-Qarni. | Naguib Mahfouz, Ihsan Abdel Quddous, Tawfiq el-Hakim sy i Aed al-Qarni. |
32 | Da Fouad [ar]: | Avy amin'i Fouad [Ar]: |
33 | Naguib Mahfouz, Tawfiq el-Hakim, Mahmud al-Saadani [en], oltre a Zakaria Tamer [en], Yahya Haqqi [en], Mubarak Rabi' [en], Nabil Farouk, Afif Abdelfattah Tabarah e ultimo ma non meno importante, un autore che ha cambiato la mia vita, Aed el-Qarni. | Naguib Mahfouz, Tawfiq el-Hakim, Mahmud al-Saadani, manampy an'i Zakaria Tamer, Yahya Haqqi, Mubarak Rabi', Nabil Farouk, Afif Abdelfattah Tabarah ary farany fa tsy kely indrindra, ny mpanoratra izay nanova ny fiainako , Aed el-Qarni. Avy amin'i Marrokia: |
34 | Abdelkrim Ghaleb [en] Naguib Mahfouz Al-Jahiz [en] Abdelmajid Ben Jelloun [en] | Abdelkrim Ghaleb Naguib Mahfouz Al-Jahiz Abdelmajid Ben Jelloun |
35 | Scrittori che non leggerai mai più | Ireo mpanoratra izay tsy ho vakianao intsony ny bokiny |
36 | Da Abeer [ar]: | Avy amin'i Abeer [Ar]: |
37 | Naguib Mahfouz | Naguib Mahfouz |
38 | Da Khaled: | Avy amin'i Khaled [Ar]: |
39 | Amr Khaled [en]. | Amr Khaled. |
40 | Da Fouad: | Avy amin'i Fouad: |
41 | Mohamed Choukri [it], che è morto nel 2003. | Mohamed Choukri izay maty tamin'ny 2003. |
42 | Ho letto i suoi libri al-Khubz al-Hafia (Il pane nudo) e Al-Khaima (La tenda) e non riesco ancora a capire perchè non mi sono piaciuti. | Namaky ny bokiny For Bread Alone aho sy ny The Tent ary dia mbola tsy azoko mihitsy hoe fa maninona no halako izy ireo . |
43 | I libri che porteresti con te se restassi solo nel deserto | Ireo boky izay ho entinao raha hatoka-monina any amin'ny tany efitra ianao |
44 | Da Mohamed: | Avy amin'i Mohamed: |
45 | Non sono mai stato nel deserto, ma se dovessi [andarci] prenderei un iPad o Kindle per evitare di portare un pesante carico di carta. | Mbola tsy tany amin'ny tany efitra mihitsy aho aloha, fa raha tsy maintsy mankany aho, dia hitondra iPad na Kindle ary hiezaka ny tsy hitondra taratasy be mavesatra . |
46 | Il Corano [it] Noor al Yaqeen (un libro sulla vita e le tradizioni del profeta Maometto [it]) | Ny Korano Noor al Yaqeen (Boky mikasika ny fiainan'ny mpaminany Mohameda sy ny fomba fanaony ) |
47 | Scrittori che non hai mai letto ma di cui vorresti leggere i libri | Ireo mpanoratra mbola tsy novakianao mihitsy ny asany nefa tsapanao fa mila mamaky ireo asany ianao |
48 | Da Abdelhamid [ar]: | Avy amin'i Abdelhamid [Ar]: |
49 | Yusuf Idris [it] e Youssef El Sebai [en]. | Yusuf Idris sy Youssef El Sebai. |
50 | Ahlam Mosteghanemi [en] Youssef Ziedan [en] Paulo Coelho [it] Gabriel García Márquez [it] | Ahlam Mosteghanemi Youssef Ziedan Paulo Coelho Gabriel García Márquez |
51 | La lista dei vostri libri preferiti | Ny lisitr'ireo boky tianao |
52 | Da Said [ar]: | Avy amin'i Said [Ar]: |
53 | Tutti i libri di Abdallah Laroui [en] Mahdi Elmandjra [en] e il suo Communication Dialog (Dialogo per comunicare) A Romance in a Life's Dawn (Una storia d'amore all'alba della vita) di Hassan Aourid Dafna al-Madi (I segreti del passato) di Abdelkrim Ghellab [en] Tartara fawq al-Nīl (Chiacchiere sul Nilo) di Naguib Mahfouz | Ireo boky rehetra nosoratan'i Abdallah Laroui Mahdi Elmandjra sy ny Communication Dialog A Romance in a Life's Dawn nosoratan'i Hassan Aourid Dafna al-Madi (Ny fandevenana ny lasa ) nosoratan'i Abdelkrim Ghellab Mirenireny eny amoron-dranon'i Nilnosoratan'i Naguib Mahfouz |
54 | Da Saad Eddine [ar]: | Avy amin'i Saad Eddine [Ar]: |
55 | L'albero della miseria di Taha Hussein [it] Notre Dame de Paris di Victor Hugo [it] La grande maison [La grande casa, it] di Mohammed Dib [it] Le jardins de lumière (Giardini di luce) di Amin Maalouf [it] | Ny hazon'ny fitomaniana nosoratan'i Taha Hussein Ilay lehilahy vokoka an'i Notre-Dame nosoratan'i Victor Hugo Ilay trano lehibe nosoratan'i Mohammed Dib Ireo mpiandry ny Jiro nosoratan'i Amin Maalouf |
56 | I libri che stai leggendo | Ireo boky izay vakianao amin'izao fotoana izao |
57 | Da Hibo [ar]: | Avy amin'i Hibo [Ar]: |
58 | Colin Wilson: The Man and his Mind (Colin Wilson [it]: l'uomo e la mente) di Howard F. | Colin Wilson: Ny olona sy ny ao an-tsainy Ilay toetra mampiavaka mahafinaritra nosoratan'i Karim al-Shazley Ny fahatsiarovana ao anatin'ny Nofo nosoratan'i Ahlam Mosteghanemi Avy amin'i Fouad: |
59 | Dossor The Enchanting Personality (L'incantevole personalità) di Karim al-Shazley Memory in the Flesh (Memoria nella carne) di Ahlam Mosteghanemi | Ilay famantarana very nosoratan'i Dan Brown أوراق لعبد الله العروي Les voix de Marrakesh, d'Elias Canetti [ny feon'i Marrakesh] |
60 | Il simbolo perduto [it] di Dan Brown [it] | Taratasy nosoratan' i Abdallah Laroui Ny feon'i Marrakesh nosoratan'i Elias Canetti |
61 | Foto di Hisham Almiraat su Flickr, licenza Creative Commons - NonCommercial-ShareAlike 2.0. | Sary nalain'i Hisham Almiraat hita ao amin'i Flickr ary nahazoana alalana tamin'ny Creative Commons Attribution-NonCommercial-ShareAlike 2.0 fahazoan-dalana Generic . |