# | mlg | sqi |
---|
1 | Sodana : Ny dikan'ny hoe mpibalogy sy taratasy ampahibemaso hoan'ny filoham-pirenena | Sudan: Përcaktimi i blogeve dhe letër e hapur deri te presidenti |
2 | Ary satria jeri-manontolon'ireo blaogy Sodaney izy ity dia tsaratsara kokoa angamba raha atombotsika amin'ny tolotra izay dikan'ny hoe mpiblaogy, ny iray dia namaly izany an-tsary. | Pasi që ky është edhe një shikim i blogeve sudaneze, është e përshtatshme të themi definicionin për atë se çka paraqet blogeri, përmes fotografisë. |
3 | Ny dikan'ny mpiblaogy … na ny mpiblaogy politika raha ny marimarina kokoa, indrindra aty amin'ny faritra misy antsika izay “fanta-daza” amin'ny demokrasia. | Definicioni i blogerit… ose më konkretisht, blogeri politik, veçanërisht në pjesën demokratike të botës: |
4 | Momba ny fanaovana blaogy, Sudanese Returnee [Sodaney niverina amin'ny taniny] dia tapa-kevitra ny hiverina hiblaogy rehefa nitsahatra nandritra ny telo volana. | Kur bisedojmë për blogimin, rikthyesi Sudanez përfundimisht iu kthye shkrimit të blogerëve pas mungesës 3 mujore. |
5 | Mizara momba izay nianany izy ary miresaka momba ny famonoana ireo hevitra mahasoa : | Ai përshkruan përvojën interesante të cilën e pati me “vrasjet” e ideve pozitive: |
6 | “ … Talanjona mihitsy aho nandre ireo fahakiviana marobe ! | …Isha i befasuar kur e dëgjova gjithë atë negativitet! |
7 | Ny “mpiverim-bao” [Sodaney niverina amin'ny taniny vao tsy ela] aza angamba dia mbola ho taitra kokoa noho ny tenako. | Ndoshta kthyesi i ri ishte edhe më i goditur se unë. |
8 | Tsy dia nanambara zavatra be ankoatr'izany izy. | Pas asaj nuk tha asgjë. |
9 | Ny ambany dia niraraka niaraka amin'ireto hevitra efa fandre ombieny ombieny amin'ny antony manakana sy tsy hahatanteraka izany, ka mamono an-kibon-dreniny sahady ireo hevitra mahasoa nentin'ilay niverina amin'ny taniny. | Të tjerët vetëm vazhduan që ti sjellin të gjitha arsyetimet klasike, pastaj duke zhdukur idetë e reja të kthyesit. |
10 | Ora vitsivitsy taty aoriana, raha nipetraka tamin'ny Bar aho nampidina labiera Heneiken mangatsiaka vitsivitsy dia tafaresaka tamin'ny “mpiverim tranainy” hafa, dia nihevitra aho fa toy ireo mpiverim-bao koa vao tsy ela akory izay. | Ulur në një lokal disa orë më vonë, duke pirë Hajneken të ftohët, bisedova me një tjetër të kthyer më të vjetër dhe u binda se deri pak para unë kam qenë i njëjtë si kthyesi i ri. |
11 | Any Juba na any Sodana amin'ny ankapobeany, tsikaritrao tsara ireo zavatra mety ho hatsaraina. | Në Xhuba, ose në përgjithësi në Sudan, shikojmë punë për të cilat e dimë se mund të përmirësohen. |
12 | Matetika dia fantatrao tsara izay fomba hanatsarana ny toe-draharaha satria efa hitanareo tany amin'ny toeran-kafa koa izany. | Më së shpeshti e dini se sit a përmirësoni gjendjen për shkak se tani më e keni parë në vend tjetër. |
13 | Dia hanam-paniriana ny hanampy ireo mpangataka mifanena aminao eny an-dalana ianao, te hanontany ireo ankizy eny an'arabe hoe nahoana izy no tsy any an-tsekoly, hanarina ireo olona rehetra tratran'aretina amin'ny fitondrana azy any amin'ny Hôpitaly, amin'ny fifvidianana fanafody hoan'izato renim-pianakavaiana izay tsy afaka miala amin'izany aretina izany sy ny hafa tsy honaisaina. | Dëshironi që ti ndihmoni çdo njeriu të ngratë që do ta shikoni në rrugë, të pyetni çdo fëmijë në rrugë përse nuk shkon në shkollë, ta dërgoni në spital çdo njeri të sëmurë, ti blen barna nënës e cila atë nuk mund ta lejon, etj. |
14 | Mety ho feno fahasarotana tokoa ny fiainana ! | Jeta mund të jetë shumë e komplikuar. |
15 | Maro ireo mihevitra any Juba fa olona adala ianao raha manomboka miresaka sy mizara hevitra mahasoa. | Në Xhuba, disa njerëz mund të mendojnë që jeni të çmendur nëse shpërndani idetë pozitive. |
16 | Mbola mila mihaona amin'ireo mpiverim-bao aho sy mifanakalo hevitra amin'izy ireo. | Duhet të takohem dhe të bisedoj me kthyesin e ri dhe të këmbejmë mendime. |
17 | Sitrako ny hanao izay ho afako hanampiana ity anabavy / rahavavy iray ity, mila ianarako fa misy ireo izay mitady fanampiana, saingy misy koa ireo izay mivari-lavo nony solafaka.” | Do të bëj krejt çka mundem që ti ndihmoj kësaj motre, por gjithashtu përfundova se ka të atillë që duan të ju ndihmohet, por ka edhe nga ata që janë tërheq. |
18 | Sudanese Returnee dia mbola mizara koa ireo zavatra tsikariny tany Juba torak'izany koa i Drima, The Sudanese Thinker [Drima, ilay mpihevitra Sodaney] izay niantso ny filoham-pirenena Sodaney mba hitsahatra tsy hividy izay zavatra vity avy any Danmarka ho valin'ny fanimbazimbana ara-tsariitatra an'i Mahometa, izay nataon'ny gazety iray Danoa. | Kthyesi sudanez gjithashtu i shpërndau mendimet e tij për Xhuba si edhe Drima, Mendimtari sudanez i cili e shprehu mendimin për thirrjet e presidentit në Sudan të bojkotoj gjithçka që është daneze si përgjigje e paraqitjes së vizatimeve të Muhamedit. |
19 | Amjad, Sodaney mandrato fianarana any Texas, dia nihomehy raha naharay antso an-tariby avy tamin'ireo mpomba an'i Obama mamporisika azy handray anjara amin'ny fifidianana izay ho filoham-pirenena Amerikana anefa izy tsy Amerikanaakory : | Amiadit, sudanez i cili studion në Teksas, i dukeshe argëtuese ajo që i'u paraqit Barak Obama që të votoj edhe pse nuk është shtetas i SHBA-ve. |
20 | “Tsy nihevitra ny hiblaogy momba ny fifidianana izay ho filoham-pirenena Amerikana akory raha izaho, hatramin'ny tamin'ny Alakamisy Talata lasa teo taorian'ny naharaisako antso an-tariby avy tamin'ireo mpanohana an'i Barack Obama. | Nuk kam besuar që një ditë do të shkruaj bloge për zgjedhjet presidenciale amerikane, deri të enjten e fundit kur mu lajmërua Barak Obama. |
21 | Taorian'izany antso izany dia nanomboka nihaino ireo kabariny an-dahatsary tao amin'ny YouTube aho, io lahatsary ambony io dia izay kabary nataony nandritra ny fifidianana fanitsanana natao tany San Antonio, Texas vao tsy ela akory izay. | Pas asaj thirrje, fillova ti ndjek fjalimet e tij në kanalin e tij në JuTub, video shkrimi më lartë është nga fjalimi i tij për zgjedhjet preliminare në Teksas., këtu në San Antonio, Teksas. Thjeshtë fillova ta çmoj. |
22 | Tsy haiko ny manazava izany fa manomboka ny miandrandra sy tia ity lehilahy ity aho … | Dëgjova që ai duheshe të vije në qytetin tim, por për ndonjë arsye nuk pati mundësi. |
23 | Henoko fa nikasa ny handalo aty amin'ny tanana ipetrahako izy, saingy tsy tanteraka izany noho ny antony tsy fantatro. Raha ny fahalalako azy dia ireo tananan'i Houston, San Antonio, Beaumont sy Dallas ihany no novangiany (tsy azoko antitraterina ity tanana farany ity). | Supozoj se qytetet e vetme në Teksas në të cilët ai ka qenë para ca kohësh janë: Hjuston, San Antonio, Bomont dhe Dallas (nuk jam i sigurt për të fundit). |
24 | Herinandro vitsy lasa izay dia namangy anay taty i Bill Clinton. | Para disa javësh edhe Bill Klinton ishte këtu. |
25 | Raha mba nandalo taty i Barack Obama dia niriako ny haka sary miaraka taminy …” | Nëse Barak Obama vjen këtu vërtet kam dëshirë të fotografohem me atë. |
26 | Mandritr'izany fotoana izany i Kizzie kosa nanoratra taratasy ampahibemaso henjana hoan'i Omar Hassan al-Bashir, filoham-pirenena Sodaney : | Në ndërkohë Kizi ndau kohë të shkruaj letër të hapur deri te president ii Sudanit, Omar Hasan al-Bashit: |
27 | “Ry Andriamatoa Filoham-pirenena hajaina. | I nderuari kryetar, |
28 | Tsy tantiko intsony ny fitondranao. | Vërtet nuk mundem më ta toleroj qeverinë tuaj. |
29 | Fitondrana meloka amin'ny fomba maro samihafa. | Ajo paraqet regjim kriminal në çdo pikëpamje. |
30 | Nandritra izay 19 taona nitondranao izay, nampijaly ianareo, namono, naka fananana an-keriny, nampihorohoro saay tsy nahomby tamin'ny famerenana ny filaminana eto amin'ny firenena. | 19 vitet e fundit, torturuat, vratë, vodhët, traumatizuat dhe nuk arritët ta stabilizoni vendin |
31 | … Tsy matoky anao intsony izahay Andriamatoa Filoha. | …Nuk ju besojmë z. kryetarë. |
32 | Matetika loatra ianao no tsy nahomby. | Shumë herë na zhgënjyet. |
33 | Maro loatra ireo fifanaraha hoan'ny “fandriampahalaemana” izay nohitsakitsahinao. | Prishët shumë marrëveshje për paqe. |
34 | Tsy mahatsiaro tena ho iarin'ny loza ao amin'ny firenena misy ahy intsony aho. | Tani më nuk ndjehem i sigurt në vendin tim. |
35 | Aman-tapitrisany ireo izay monina toy ireo mpila ravinahitra ao amin'ny fireneny. | Miliona njerëz jetojnë si azil në shtetin e vetë amë. |
36 | Raha mba mitaraina izahy dia enjehinareo. | Nëse ankohemi, ju na gjykoni. |
37 | Nandritra ny 19 taona izahay no nangina. | Heshtëm 19 vjet. |
38 | Ankehitriny, fotoana handraisana fitenena izao. Fotoana handrenesanao sy izao tontolo izao ny feonay. | Tani është koha të flasim, është koha që ju dhe bota të dëgjoni zërat tonë. |
39 | … Halanay ny fomba henjan'ny fitondranao. | … Nuk na pëlqejnë metodat tuaja të dhunshme. |
40 | Tsarovy izay nataonay tany amin'ny tendrombohitr'i Nuba, tsarovy ny Jihady [ady masina fanenjehana ireo tsy Silamo] nataonao tany Atsimo, tsarovy Darforo [Darfur | Darfour], tsarovy ireo trano mbola iriarian'ireo angatra any Khartoum, tsarovy ireo miaramila nalevim-belona tamin'ny taona 1990- tsia, tsy nitetika ny hanongam-panjakana akory izy ireo, tsarovy ireo renim-pianakaviana izay mbola mitomany ireo zanany lahy 15 taona monja anefa dia noterena ny hiady amin'ny ady izay tsy ankasitrahany akory. | Kujtohuni çka bëtë në malin Nuba, kujtohuni në luftën fetare në Jug, kujtoni Darfurin, kujtoni shtëpitë e braktisura në Kartum, kujtoni luftëtarët që u varrosën të gjallë në vitet e nëntëdhjeta, ata nuk planifikonin goditje shteti, kujtoni nënat të cilat ankoheshin për shkak të djemve të tyre 12 vjeçar të cilët detyroheshin të luftojnë në luftën në të cilën nuk besonin. |
41 | Ady izay tsy azonay akory izay antony. | Luftë që nuk e kuptuam. |
42 | Laninao ny mofomaminao, nolelafinao mbamin'ny vilia nisy azy ary dia novakianao izany avy eo … tano ho anao izay vilia vakinao fa izahay hividy hafa.” | E morët pjesën tuaj të ëmbëlsirës, e thyet pjatën…tani mbajeni pjatën e thyer, për shkak se ne blejmë të re. |
43 | Toy ny teo aloha, i Jah Guide, izay fantatra amin'ny anaram-bosotra hoe ras babi babiker dia mizara poezia politika fohy momba ny fitondrana Sodaney : | Xha Gajd, i njohur edhe si ras babi babiker, si edhe më herët, paraqiti poemë politike të shkurtë për regjimin në Sudan: |
44 | “ra no eny amin'ny tanany Momba an'i Darforo Ra no eny amin'ny tanany ary vola any amin'ny paosiny nataony varo-boba ny hoavintsika ny marika satana no eny any amin'ny lohany indro ny lisitr'izy ireo ry rahalahy sy anabavy fidio izy ireo.” | gjak në duart e tyre Për Darfur gjak në duart e tyre dhe para në xhepat e tyre e shesin ardhmërinë tonë shenja e djallit është në duart e tyre kjo është lista ime e zezë vëllezër dhe motra votoni për atë |