Sentence alignment for gv-mlg-20111207-26138.xml (html) - gv-srp-20111203-7226.xml (html)

#mlgsrp
1Timor Atsinanana: Manangana Firenena Iray Avy Amina Fiteny MaroIstočni Timor: Postavljanje jedne zemlje s mnogo jezika
2Ity dia anisan'ny lahatsoratra manokana ataoany mikasika ny Fiteny sy ny Aterineto.Ovaj post je deo našeg posebnog izveštavanja Jezici i Internet.
3Tamin'ny 28 Novambra 1975, nanambara samirery ny fahaleovantenany i Timor Leste taorian'ny fanjanahantany Portigezy efa ho taonjato efatra.Dana 28. novembra 1975. Timor Leste je jednostrano proglasila svoju nezavisnost, nakon gotovo četiri veka portugalske dominacije.
4Na dia novakiana tamin'ny teny Portigezy aza ny fahaleovantena, dia andro vitsy taorian”izay, dia niakaran'i Indonezia ary ny firenena ary noraràna ny fampiasana io teny io nandritra ny efatra amby roapolo taona, fotoana naharetan'ny fanjakazakana (1975-1999).Iako je proglašenje pročitano na portugalskom, nekoliko dana nakon toga Indonezija je krenula u napad na tu zemlju i korišćenje portugalskog će biti zabranjeno 24 godine, koliko je okupacija i trajala (1975-1999).
5Samy nofidiana ho fiteny ofisialy avokoa na ny Tetum na ny fiteny Portigezy ho an'i Timor Atsinanana izay firenena vao teraka raha nahazo ny fahaleovantenany izy tamin'ny taona 2002.Kada je Istočni Timor postao nezavisna država 2002. i tetum i portugalski su postavljeni kao službeni jezici u novoj zemlji.
6Na izany aza, maherin'ny 16 ny isan'ny fiteny nasionaly, ary roambinifolo mahery ny isan'ireo tenim-paritra hafa ampiasain'ireo mponina Timorezy amin'ny andavanandro.Medjutim, broj nacionalnih jezika dostiže brojku od 16, a građani Timora koriste svakodnevno desetine drugih dijalekata.
7Fiteny famantaranaIdiom(i) identiteta
8Hau nia lian, hau nia rain (Ny teniko ny taniko).Hau nia lian, hau nia rain (Moj jezik moja domovina).
9Sary nalain'i Sapo Noticias Timor Leste (sehatra ho an'ny daholobe).Foto: Sapo Noticias Timor Leste (javni domen).
10Raha ny fomba fanao, ny Tetum, ny teny fampiasan'i Timor Atsinanana, no tena be mpampiasa manerana ny fanjakana.U praksi, tetum, lingua franca Istočnog Timora je jezik koji se najviše govorio na celoj teritoriji.
11Etsy andanin'izany kosa, “tsy ny Portigezy akory no teny fampiasa iraisana fa kosa izy no fiteny famantarana “, hoy i Mari Alkatiri, mpitarika ny Fretilin (antoko mpanohitra), tanàty lahatsoratra iray [pt] tamin'ny 2007 avy amin'ilay mpanao gazety Portigey Paulo Moura, izay navoaka indray toa amin'ny bilaogy Ciberdúvidas da Língua Portuguesa.S druge strane, “Portugalski nije jezik jedinstva, nego je to jezik identiteta”, rekao je Mari Alkatiri, vođa Fretilina (opoziciona stranka), u članku 2007. godine, koji je napisao portugalski novinar Paulo Moura, ponovo objavljen na blogu Ciberdúvidas da lingua Portuguesa (Cybersumnje portugalskog jezika).
12I Moura kosa manazava lavidavitra ny antony nahatonga ny ” hamaroan'ny vahoaka tsy misy toy izany” izay tsy miteny Portigezy taorian'ny fahaleovantena:Moura objašnjava zašto nakon uspostavljanja nezavisnosti postoji “ogromna većina stanovništva” koja ne govori portugalski:
13Nianatra ny Bahasa Indonezia sy teny Anglisy izy ireo ho fiteny faharoa ary miteny Tetum izy ireo any an-tranony, fanampin'ireo teny Timorezy hafa, toy ny Fataluku na Baikeno.Naučili su bahasa indonežanski i engleski kao strane jezike, a tetum govore kod kuće, uz bilo koji drugi timorski jezik, kao fataluku ili baikeno.
14Antsoina hoe andian-taranaka “Tim-Tim” izy ireo, avy amin'ny anarana hoe Timor-Timur, izay antsoin'ireo Indoneziana hoe ny faritanin'izy ireo faha 27.Reč je o tzv. “Tim-Tim” generaciji, od imena Timor-Timur kako su Indonežani zvali svoju 27. pokrajinu.
15Maro ireo nianatra tany Indonezia na tany Aostralia, ary amin'izao fotoana izao, sarotra ny manazava amin'izy ireo ny lanjan'ny teny Portigey.Mnogi su studirali u Indoneziji ili u Australiji, i njima je danas teško objasniti važnost portugalskog jezika.
16Mbola ratsy kokoa aza, noho ny fahitan'izy ireo fa miteny Portigey ireo lehibe manan-danja ara-politika, ary koa voasakana ny fidiran'izy ireo amin'ny sehatry ny asa fitantanana ara-panjakana satri izy ireo tsy mahay ny fiteny ofisialy amin'izao fotoana, nitombo tanatin'ireo tanora ireo ny fankahalana an'i Portigaly sy ny teny Portigey.Ono što je još gore od toga je da kako vide da povlaštena politička elita govori portugalski, i pošto se njihov pristup zapošljavanju u javnoj upravi onemogućuje ako ne govore sada službeni jezik, ovi mladi ljudi su razvili odredjeno neprijateljstvo prema Portugalu i portugalskom jeziku.
17Milaza ny tatitry ny Banky Mondialy 2011 mikasika ny fandrosoan'ny firenena nandritra ny folo taona lasa farany fa “ny 5 isan-jaton'ny olona ihany no miteny Portigey” ary hoy izy manampy “nanomboka tamin'ny 2009, maherin'ny 70 isan-jaton'ny mpianatra izay nadinina tamin'ny faran'ny diplaoma voalohany no tsy afaka namaky akory na dia teny tsotra amina teny Portigey aza.Izveštaj Svetske banke od 2011. godine o napretku zemlje u poslednjih deset godina pokazuje da “portugalski govori samo 5 posto stanovništva” i dodaje da je “do 2009, više od 70 posto učenika testiranih na kraju prvog razreda ne može pročitati ni jednu reč jednostavnog teksta na portugalskom.
18Ity no zava-bita mahamenatra indrindra taorian'izay 10 taona niezahana izay(…).To je tužan rekord nakon 10 godina truda (…).
19Vondron'olona marobe amin'ny vahoaka no mety miasa nefa mety ho tsy mahay mamaky teny sy manoratra akory.”Velika grupa stanovništva je funkcionalno nepismena.”
20Fakana antontan-kevitra momba ny teny ao amin'ny aterinetoOnline dokumentacija jezika
21Araka ny Saritany Atlas momba ireo Teny Tandindonin-doza Manerantany avy amin'ny UNESCO , dia misy enina ireo teny Timorezy atahorana hanjavona. Fiteny any Timor Atsinanana.Prema UNESCO-vom Atlasu Svetskih Jezika u Opasnosti, postoji šest timorskih jezika kojima preti izumiranje.
22Sarintany avy amin'ny tranonkalan'ny Tetikasan'ny Fiteny Fataluku. Raha ny antanan-tohatra nomena, dia ny Adabe (avy amin'ny nosy Atauro), Habu (avy amin'ny distrika Manatuto ), ary ny Kairiu-Midiki sy ny Naueti (avy amin'ny disitrikan'i Viqueque), no heverina fa tena marefo, satria “ankizy maro eo amin'ny faritra no mampiasa ireo teny ireo, nefa ao anatina sehatra voafetra ihany”, toy ny hoe any an-trano sy eo amin'ny fiainana mahazatra.Po prikazanoj skali, adabe (sa ostrva Atauro), habu (iz regije Manatuto), iz regije Manatuto (iz Viqueque regije), se smatraju ugroženim, pošto “većina dece s tih područja govori jezik, ali to može biti ograničeno na određena područja “, kao što su kuće i tradicionalni način života.
23Miakatra zanatohatra iray ny Waima'a, izay heverina ho tena tandindonin-doza fatratra - “tsy mianatra ity fiteny ity intsony ny ankizy amin'ny maha-tenindreny azy any an-trano”.Jedno mesto iznad se nalazi Waima'a, jezik za koji se smatra da je kritično ugrožen - “deca više ne uče jezik kao materinji jezik kod kuće”.
24Any amin'ny tendro avaratra atsinanan'ny nosy, ny fiteny Maku'a , izay raha ny fahitan'ny Atlas azy dia olona 50 sisa no nampiasa ilay teny tamin'ny 1981, dia tena tandindomin-doza be ihany koa ary mety ho levona tanteraka mihitsy aza.Maku'a jezik na severoistočnom delu ostrv; maku'a koji je prema Atlasu 1981. govorilo 50 ljudi, kritično je ugrožen i može se desiti da čak i izumre.
25Bokikely iray monja mba nivoaka tamin'ity fomba fiteny ity.Na ovom jeziku je objavljena samo jedna knjižica do sada.
26Na izany aza, nisy ihany sasany tamin'ireo fitenin'i Timor Atsinanana no nahita ny lalany ao amin'ny haino aman-jery vaovao sy ny seha-pifaneraserana amin'ny aterineto, izay mety mbola hanohana tsara ny fitohizany.Neki od jezika Istočnog Timora su ipak prokrčile svoj put u novim medijima i online platformama, što može doprineti tome da se održe.
27Hita amin'izany tranga izany izao ohatra ny Fataluku, fiteny Papuan ampiasain'ny olona miisa 35.000 any amn'ny ankamaroan'ny distrika any amin'ny faritra atsinanan'i Timor, izay misy antontan-kevitra tsara eo amin'ny tranonkalan'ny Tetikasan'ny fiteny Fataluku sy ny Firaisa-monina Fataluku.Takav je slučaj s fataluku, papuanski jezik koji govori 35,000 ljudi u najistočnijem delu Timora, koji je prilično dobro dokumentovan na Internet stranicama Fataluku Language Project (Fataluku Jezički Projekat) i Fataluku Community (Fataluku Zajednica).
28Ampiasain'ireo vondrona tanora mpanakanto avy any amin'ny faritr'i Lospalos ihany koa izy ity amin'ny mozikany sy ny fisehoana an-tsehatra ataony:Grupa mladih umetnika iz regije Lospalos ga koriste u svojim delima uz muziku i za izvodjenje:
29Nanandratra ny fiteny Timorezy maro ny tetikasam-pikarohana antontan-kevitra momba ny teny nataon'ny anjerimanontolon'i Hawai, niaraka tamin'ny fanampian'ny fifanakalozana mpianatra toy ny tenim-paritra Osoroa sy ny Fatumaka an'i Makasae - “fiteny maro an'isa any amin'ny faritra atsinanana any Timor-Leste” - toy izany koa ny Waima'a, Fataluku, Mambae sy ny Tokodede.Istraživački projekat za dokumentaciju jezika na Univerzitetu Hawai, je pokrenuo nekoliko timorskih jezika uz pomoć razmene studenata, kao što su osoroa i fatumaka dijalekti makasae jezika - “najzastupljenijeg jezika u istočnom delu Timora - Leste” - kao i waima'a, fataluku, mambae i tokodede.
30Ity farany moa izay ampiasain'i João Paulo Esperança, Portigey mpikaroka momba ny teny sady mpandika teny, matetika eo amin'ny bilaoginy Hanoin Oin-oin (Fisaina samihafa) [tet].Ovaj poslednji naveden jezik je povremeno bio korišten od strane portugalskih lingvista i prevodioca João Paulo Esperança na njegovom blogu Hanoin Oin-oin (Razne misli).
31Tovovavy Timorezy Tatsinanana miteny (fandehan'ny fihodin'ny famantaranandro) Bunak, Tetum, Fataluku ary Portigey.Devojka iz Istočnog Timora govori (u pravcu kazaljke na satu) bunak, tetum, fataluku i portugalski.
32Adika hoe : "In Bunak/Tetum/Fataluku/Portigezy, hoy isika hoe : Eto Dili aho.Prevod: "U bunak / tetum / fataluku / portugalski, kažemo: ja sam u Diliju. Imam nešto novca.
33Manana vola ihany aho.Ja nemam nimalo novca."
34Tsy manana vola mihitsy aho."Slika: Joao Paulo Esperança (javni domen)
35Sary avy amin'i Joao Paulo Esperança (sehatra ho an'ny daholobe).Još jedan bloger u manje zastupljenim jezicima je Abe Barreto Soares, koji je
36Mpitoraka bilaogy iray amina fiteny tsy dia fandre i Abe Barreto Soares, izay nitafatafa mivantana ho an'ny Global Voices tamin'ny 2009, ary ankoatry ny fanoratana amin'ny teny Anglisy,Tetum, sy Bahasa Indonezia, dia manana ihany koa izy bilaogy tononkalo amin'ny Galole laguage avy any amin'ny distrikan'i Manatuto antsoina hoe Limusan.intervjuisan za Global Voice 2009. Pored toga, piše i na engleskom, tetumu, i bahasa indonežanskom, takođe vodi blog poezije na galole jeziku iz Manatuto Oblasti koja se zove Limusan.
37Lavidavitra kely any Atsimo, asongadina ao amin'ny bilaogin'i Ildefonso Pereira ihany koa ny fiteny Idaté.Malo dalje na jugu, idaté jezik se koristi na blogu Ildefonso Pereira.
38Nampiasaina ifandraisana amin'ny fiteny Timorezy ihany koa ny Facebook, ohatra izao ity vondrona ity amin'ny fiteny Naueti.Facebook se takođe koristi za komunikaciju na timorskom jeziku, kao na primer ova grupa u Naueti.
39Tamin'ny herintaona, nisy ny soso-kevitra ny hampiasàna voalohanyny tenindreny ao anatin'ny fandaharam-pampianarana nasionaly, araka ny ambaran'ity horonantsary fohy mitondra ny lohateny hoe Lian Inan (TenindReny) [tet] ity, izay manazava ” ny lanjan'ny fiteny voalohany ampiasan'ny ankizy hanampiana azy ireo hianatra hamaky teny sy hanoratra, hanaja ny kolotsain'ny ray aman-dreniny sy ny fiarahamonina misy azy, ary hahay hiteny tsara ny teny ofisialin'i Timor-Letste dieny any am-piandohana”:Prošle je godine podnesen predlog da se koristi maternko jezik kao prvi jezik u nacionalnom obrazovnom programu, što pokazuje ovaj kratki film pod nazivom Lian Inana (Materinji Jezik), naglašavajući “važnost prvog jezika za dete da mu pomogne da nauči da čita i piše, da poštuje kulturu svojih roditelja i zajednice, i da odmah tečno koristi službene jezike Timor-Leste: Ovaj post je deo našeg posebnog izveštavanja Jezici i Internet.