Sentence alignment for gv-mlg-20120821-37466.xml (html) - gv-swe-20120824-3463.xml (html)

#mlgswe
1Etazonia: Midika Inona Ho An'ny Olona Miteny Espaniola i Paul RyanUSA: Vad innebär Paul Ryan för de latinamerikanska väljarna?
2Hatramin'ny andro nisafidianan'ilay Repoblikana mihazakazaka amin'ny fifidianana ho filoham-pirenena, Mitt Romney, an'i Paul Ryan mpikambana ao amin'ny Kaongresy ao Wisconsin, ho mpiray lisitra aminy, goavana tokoa ny fandrakofan'ireo mpampahalala vaovao an'izany, na mpomba, na mpanohitra ilay fanapahan-kevitra.Alltsedan dagen den republikanska presidentkandidaten, Mitt Romney, valde Wisconsins kongressledamot, Paul Ryan, till medkandidat har mediabevakningen varit stor, och uttryckt åsikter både för och emot detta beslut.
3Mandritra izany ireo Demaokraty sy Repoblikana dia niara-nankalaza ireo tarika vao avy notendrena, satria iretsy voalohany mihevitra an'i Ryan ho kitro ifaharan'i Romney, noho ny toerany miteraka resabe eo amin'ny fitantanam-bolan'ny firenena, raha ireo “Conservatives” kosa indray mino fa ny toekarena no ho sehatra hibahan-toerana ao anatin'ireo adihevitra ho avy, lohahevitra iray izay voafehin'io mpikambana avy amin'ny kaongresy io tsara tokoa hamelezana ny Filoha Barack Obama.Samtidigt har både demokrater och republikaner firat det nyligen utnämnda teamet, då de förstnämnda betraktar Ryan som Romneys akilleshäl, på grund av hans kontroversiella position gentemot nationalbudgeten, medan de konservativa tror att ekonomin kommer att vara det dominerande ämnet i de kommande debatterna; ett ämne, som enligt deras åsikt, denna kongressledamot behärskar helt felfritt, för att gå till attack mot president Barack Obama.
4Niady hevitra lalina momba ny fiantraikan'ny fiarahan'i Romney-Ryan eo amin'ireo antoko politika roa tonta ny manampahaizana manokana sy ny mpanao gazety, nefa vitsy no voalaza momba ny fiantraikany teo amin'ny vahoaka tao Etazonia ary indrindra indrindra fa amin'ny vondrom-piarahamonin'ireo miteny Espaniola.Efter att namn som Condoleeza Rice och Marco Ruben nämnts blev det slutligen Paul Ryan (ovan) som valdes att samarbeta med Mitt Romney i presidentvalet. Foto på Flickr av Tobyotter (CC BY 2.0)
5Taorian'ny nilazana ireo anarana toy ny Condoleeza Rice sy Marco Rubio, Paul Ryan (eto ambony) no nofinidy nony farany fa hiaraka amin'i Mitt Romney amin'ny fifidianana izay ho filoham-pirenena. Sary avy ao amin'ny Flickr/Tobyotter (CC BY 2.0)Experter och journalister diskuterade länge vilka effekterna av Romney-Ryan-duon kommer att bli för båda de politiska partierna, men det talades lite om reaktionerna från USA:s befolkning och särskilt från den latinamerikanska gemenskapen.
6Ireo fitsapan-kevitra vao haingana [es] dia mampiseho ahiahy faobe eny anivon'ireo Latinos momba ny politika tohanan'ity mpikambana ao amin'ny kaongresy ity, toy ny fampihenana ny fiahiana ara-tsosialy, ny fahasalamana, fanabeazana ary ny foto-drafitrasa.Nya mätningar [sp] visar på en allmän oro hos vissa latinos vad gäller den politik som kongressledamoten försvarar, såsom nedskärningar inom social välfärd, vård, utbildning och infrastruktur. Den latinamerikanska befolkningen verkar dock inte veta särskilt mycket om Ryan [sp].
7Fa kosa, raha hitarina lavidavitra ny resaka, toa tsy mahafantatra zavatra betsaka mikasika an'i Ryan [es] ireo vahoaka miteny Espaniola.Antonia Ortiz' tweet (@susopiniones) bekräftar dessa mätningar; att Ryan inte ses positivt av den latinamerikanska gemenskapen. Vad är din uppfattning om Paul Ryan?
8Ny bitsika nalefan'i Antonia Ortiz (@susopiniones) dia manamafy ireny fitsapan-kevitra ireny, milaza fa tsy manana endrika tsara eny anatin'ny vondrom-piarahamonina miteny Espaniola i Ryan.Negativ 41% Positiv 30%. Aldrig hört talas om honom 16% Ingen uppfattning 14 % http://bit.ly/qLLeMK #mrx #latino #romney
9Anatin'ireo mpanjohy ny antoko Repoblikana dia misy Evanjelistra sy mpikambana avy amin'ny vondrom-pinoana hafa, saingy araka ny avoitran'ny bilaogin'ny Instituto Independiente (Ivontoerana Tsy Miankina) [es], ny tolo-kevitr'ilay mpikambana ao amin'ny kaongresy dia tsy niombonan'ny sasany tamin'ireo mpikambana ao amin'ny fiangonana Katolika, vondrom-pinoana misy an'i Ryan, noho ny politikany ara-toekarena :Till de många anhängare av det republikanska partiet räknas evangelister och medlemmar av andra religiösa grupper men, som bloggen Instituto Independiente (“Oberoendeinstitutet”) [sp] påpekar, gick kongressledamotens förslag inte hem särskilt bra hos några av medlemmarna i den katolska kyrkan, till vilken Ryan själv hör, på grund av hans näringspolitik:
10Atahorako ho tsy ny evanjelin'i Jesoa Kristy fa dindon'ny soatoavin'i Ayn Rand,, ilay filaozofy ankafiziny manokana, ny tolo-kevitra avy amin'i Ryan,” hoy [Thomas J.]“Jag är rädd att Ryans förslag mer speglar hans favoritfilosofs, Ayn Rands, [sv] värderingar än Jesus Kristus evangelium”, säger [Thomas J.]
11Reese, pretra jezoita sady mpikambana ao amin'ny ambaratongam-pitondran'ny Anjerimanontolo Woodstock momba ny teolojia ao Georgetown, manondro ilay mpanoratra ny Atlas Shrugged, izay niady fo aman'aina hiaro ny ‘individualisme' (Avy amin'ny mpandika: foto-kevitra manome lanja manokana ny isam-batan'olona mitaha amin'ny daholobe).Reese, jesuitpräst och medlem i hierarkin hos Woodstocks teologiska center på Georgetownuniversitetet [en], med hänvisning till författaren till Atlas Shrugged [sv], som gick över lik för att försvara individualismen.
12“Mety ho tsara ny lazon'adin'ny matanjaka ho an'ireo Darwinista sosialy (Avy amin'ny mpandika: foto-kevitra milaza fa ny adin'ny olona eo amin'ny fiainana samy olombelona dia miankina amin'ny toetra voajanaharin'ny fifandraisana ara-tsosialy), fa tsy ho an'ireo mpanaraka ny evanjely.“‘Survival of the fittest' kan vara bra för socialdarwinisterna, men inte för evangeliets lärjungar.” Samtidigt skriver Alana Moceri i sin blogg [sp] att Ryan, som medkandidat till Romney, är de facto tillfredsställande för republikanerna:
13Mandritra izany, ny bilaogin'i Alana Moceri [es] dia mino fa ny fanànana an'i Ryan ho mpiray lisitra amin'i Romney dia mahafaly ny Repoblikana eny amin'ny fototra : Any amin'ny tena fotony, pi-maso atao amin'ny fototry ny antoko Repoblikana fatra-pifikitra amin'ny teo aloha io, izay nanao tsindry mafy dia mafy taminy tamin'iny herinandro lasa iny…Ryan dia mpikambana ao amin'ny kaongresy ary avy any Wisconsin, fantatra loatra amin'ny tolo-keviny momba ny tetibola faran'izay tena ‘conservative' tokoa, natolony tamin'ny 2008, “Lalàna momba ny Ravin-dàlana ho an'ny Hoavin'i Amerika tamin'ny 2008 ary niarahan'ny rehetra nanondro tamin'ny hoe Ny Tetibola Ryan.”I grund och botten är det en blinkning till de konservativa i det republikanska partiet, som har satt mer och mer press på honom den senaste veckan… Ryan är en kongressledamot från Wisconsin, mest känd för sitt ytterst konservativa budgetförslag, som han presenterade 2008 i ”Roadmap for America's Future Act of 2008 and commonly referred to as The Ryan Budget.”
14Drafitra tetibola iray izay nankahalain'ny Demaokraty noho ireo fampihenana ny fandaharanasa sosialy tao anatiny, tafiditra tamin'izany ny fanoloana ny Medicare (fiahiana ara-pahasalamana) taminà rafitra misy fanonerana- ho hitantsika fa hanindry mafy azy ity ny Demaokraty. Izany dia satria i Romney nanambara azy ho “mpitarika avara-pianarana” ao amin'ny antoko.Det är ett budgetförslag, som demokraterna hatar på grund av dess nedskärningar i sociala program, vilket innefattar ersättningen av Medicare [amerikanskt sjukförsäkringssystem] med ett värdesystem - vi kommer att se demokraterna lägga stor tonvikt på det. Det är därför Romney har utsett honom till partiets ”intellektuella ledare”.
15Bitsika hafa no mampahatsiahy ny vahoaka miteny Espaniola ireo fomba fiteny somary manahirana izay nambara ho nampiasain'i Ryan nandritra ny fe-potoam-piazsàny tao Washington, araka ny amaritan'ny Analyze This (@AnalizeThis) azy :Andra tweets påminner den latinamerikanska befolkningen om de något nedsättande orden, som Ryan skulle ha använt under hela sin karriär i Washington, vilket analyseras av Analyse This (@AnalizeThis) :
16@AnalizeThis: nampiasa ny fomba fiteny hoe #AnchorBabies (ZazaVatofantsika) mba hamaritana ny olom-pirenena Amerikana teraka avy aminà ray aman-dreny #Latino i #Ryan http://bit.ly/P9NgCu@AnalizeThis: #Ryan använde termen #AnchorBabies (ankarbarn) för att beskriva de amerikanska medborgarna som fötts av #Latino-föräldrar http://bit.ly/P9NgCu
17Farany, Marco A.Slutligen uttrycker Marco A.
18Nuñez Yuren (@Marco_NY23) dia mampiseho ny tsy hafaliam-pony mikasika ny nifidianana an'i Ryan, satria, araka ny lazain'i Nuñez, ny làlan-tokana hakàna ny vaton'ireo miteny Espaniola dia ny fisafidianana an'i Florida Senator Marco Rubio, izay naroso ihany koa ho toy ny iray amin'ireo mpirotsaka ho filoha lefitra :Nuñez Yuren (@Marco_NY23) sitt missnöje med valet av Ryan, eftersom, enligt honom, det enda sättet att vinna de latinamerikanska rösterna på hade varit att välja Floridas senator Marco Rubio, som också föreslagits som en av kandidaterna för vice-presidentsposten:
19@Marco_NY23: Nanao hadisoana i Mitt Romney nisafidy an'i Paul Ryan ho mpiray lisitra aminy.@Marco_NY23: Mitt Romney gjorde fel i att välja Paul Ryan som medkandidat.
20Heveriko fa i Marco Rubio avy amin'ny FL no safidy mendrika indrindra.Jag tror att Marco Rubio från Florida var det bästa alternativet.
21Vato saro-padin'ireo miteny EspaniolaRösta latinamerikanskt.