# | mlg | urd |
---|
1 | Ejipta: Voasazy handoa onitra noho ny fanakanana ny aterineto nandritra ny Revolisiona i Mubarak | مصر : مبارک پر انقلاب کے دوران انٹرنیٹ اندکار کے لئے جرمانہ عائد کیا گیا |
2 | Voasazin'ny fitsarana ejipsiana handoa onitra 540 tapitrisa livra ejipsiana (90 tapitrisa dolara amerikana) noho ny fanapahana ny aterineto sy ny finday nandritra ny revolisiona nanaisotra azy ny filoha voaongana Ejipsiana Hosni Mubarak sy ny olom-panjakana hafa, araka ny didy nivoaka androany. | یہ پوسٹ ہماری خصوصی کوریج مصر 2011کے انقلاب کا حصہ ہے۔ عدالت نے مصری صدر حسنی مبارک اور دوسرے حکام پرانقلاب کے دوران انٹرنیٹ اور موبائل فون کی خدمات کو منقطع کرنے کے لئے دس لاکھ 540 مصری پونڈ (90 لاکھ ڈالر) کا جرمانہ عائد کیاہے۔ |
3 | Araka ny voalazan'ny Reuters, dia nodidian'ny Fitsarana misahana ny asam-panjakana handoa onitra 200 tapitrisa livra i Mubarak, 40 tapitrisa livra ny Praiminisitra teo aloha Ahmed Nazif ary 300 tapitrisa livra ny minisitryny atitany teo aloha noho ny famotehana ny toe-karem-pirenena vitany. | جسکی وجہ سے وہ ڈگمگا گئے ، آج اس کا اعلان کیا گیا تھا۔ رائٹرز کے مطابق انتظامی عدالت نے مبارک پر 200 ملین پونڈ کا جرمانہ عائد کیا،سابق وزیر اعظم احمد نازف پر40 لاکھ پاؤنڈ،اور فارم کے وزیر داخلہ حبیب اللہ عدلی پر300 لاکھ پاؤنڈ کا جرمانہ عائد کیا ہے۔ |
4 | Nanakatona ny fidirana amin'ny Twitter aloha ny fitondrana Mubarak raha vao niandoha ny fihetsiketsehana tamin'ny 25 Janoary , avy eo ny Facebook tamin'ny 26 Janoary 26, nialoha ny nanakatonana ny aterineto tamin'ny 28 Janoary. | ان سے قومی معیشت کو پہنچنے والے نقصان کے لئے. مبارک کی حکومت سب سے پہلے ٹویٹر تک رسائی پر بندہوئی جب احتجاج پہلی بار 25 جنوری کو شروع ہوا،پھر 26 جنوری کو فیس بک پر، 28 جنوری کو انٹرنیٹ بند کرنے سے پہلے۔ |
5 | Indreto ny tora-po avy amin'ny fitaovam-pampitaon'olo-tsotra tamin'ity tantara ity. | یہاں پرکہانی کے بارے میں کچھ شہری میڈیا کے رد عمل ہیں۔ |
6 | Tao amin'ny Twitter, ny mpanoratra an-gazety Emirà Arabo Mitambatra Sultan Al Qassemi no nitatitra: | ٹویٹر پر، متحدہ عرب امارات کے کالم نگار سلطان القاعدہ قاسمی کی رپورٹ : |
7 | | الجزیرا:مصر:مبارک کو انقلاب کے دوران انٹرنیٹ اور موبائل فون کی خدمات کو منقطع کرنے کے لئے (90لاکھ ڈالر) کا جرمانہ کیاگیا۔ |
8 | Al Jazeera: Ejipta: Voasazy handoa onitra 90 tapitrisa noho ny fanakatonana ny tolotra aterineto sy ny antso finday nandritra ny revolisiona i Mubarak | #25 جنوری جرمانہ نے مصری ٹویپس کو سروں کو کریدتے چھوڑ دیا، کچھ نے ان کے کیلوکلیٹرز تک رسائی کو چھین لیا۔ |
9 | Mahavaky loha ihany ny mpisiokantsera Ejipsiana, tamin'ny famoahana ny milina fikajiana ijereny raha ho tonga any amin'ny mpamandrika izany onitra izany na tsia. | یہ دیکھنے کے لیے کہ بگاڑ کو صارفین کے لیے فلٹر کیا جائے گا. محمد حامدی پوچھتے ہیں کہ: |
10 | Nanontany i Mohammed Hamdy : | فارمر صدر حسنی مبارک۔ |
11 | Ohatrinona no azontsika avy amin'izany 90 tapitrisa dolara izany? | ایگنسیا براسل کی طرف سے تصویر(کریٹو کامن ایٹریبیٹر 5۔ |
12 | Midika ve izany fa hanonitra ho antsika ny orinasa sa raisindry zareo fotsiny ny vola? | 2برازیل) ہمیں اس 90لاکھ ڈالر سے کیا ملتاہے؟ |
13 | | اس کا مطلب یہ ہے کہ کمپنیوںکو ہمیں نقصان کے لیے معاوضہ دینا چاہیے یا انہیں صرف پیسہ لینا چاہئے؟ |
14 | Nanampy i Mohammed Yousif, izay misiokantsera @JawazSafar: | محمد یوسف، @ JawazSafar پر ٹویٹ کرتےہوئے، کہتے ہیں: |
15 | Toa mifototra amin'ny resaka ara-bol ny fanamelohana an'i Mubarak. | مبارک پر سزا مالی اثر کی بنیاد لگتی ہے۔ |
16 | Tokony hotsaraina noho ny fanamorana ny famonoana syny fandrarana ny tolotra SOS ihany koa izy | اسے قتل عام بنانے پر اور ایس او ایس کی خدمات کے لیے منع کرنے پر بھی سزا ملنی چاہیے#مصر |
17 | Ary nanampy ihany koa ny mpahay lalàna ejipsiana iray sady tale mpanantanteraka amina tambazotram-baovao Arabo miaro ny zon'olombelona: | اور مصر کے وکیل اور انسانی حقوق کے بارے میں معلومات کے لئے عربی کے نیٹ ورک کے ایگزیکٹو ڈائریکٹر گمل عید کہتے ہیں: |
18 | Ny raharahantsika dia fitoriana ny orinasan-tserasera. | ہمارے معاملات ٹیلی مواصلات کی کمپنیوں کے خلاف ہے۔ |
19 | | ہم ان کا ساتھ دینے کے طور پر مصر کے مظاہرین کے قتل عام کا الزام لگا رہے ہیں جب تک کہ وہ دستاویزات کے ساتھ اپنے آپکو بے قصور ثابت نہیں کر دیتے۔ |
20 | Ampangaintsika ireo ho mpiray tsikombakomba amin'ny famonoana ny mpanao fihetsiketsehana Ejipsiana mandra-pahitantsika ny porofo avy amin-dry zareo fa tsy meloka ry zareo | ہ پوسٹ ہماری خصوصی کوریج مصر 2011کے انقلاب کا حصہ ہے۔ |