# | mlg | zhs |
---|
1 | Birmania Tamin'ny 1897: Saripika 10 Rakitry Ny Ela | 缅甸:十张老照片 带你回到1897 |
2 | Amin'ny alàlan'ny kaontiny Flickr, nosokafan'ny “British Library” ho an'ny daholobe ireo ahirintsariny samihafa ahitàna saripika manan-tantara, sarintany, ary fanaingoana maro hafa avy amin'ireo firenena manerana ny tany. | 大英图书馆在Flickr相簿上,向大众公开丰富的收藏,藏品主要是来自世界上许多国家的历史照片、地图与其他插图。 |
3 | Boky roa natonta tamin'ny 1897 no hitanay, izay nirakitra saripika taminà fitetezana an'i Birmania (Myanmar). | 我们发现两本1897年出版的书籍,里头有缅甸旅游的旧照片。 |
4 | Manome topimaso mahaliana mikasika ny fiainan'ny fiarahamonina Birmana nandritry taonjato faha-19 lasa teo izy ireny. | 透过这些照片,我们可一窥19世纪晚期缅甸社会的生活样貌。 |
5 | Ireto ambany ireto ny saripika dimy notsongainay tamin'ny boky ‘Mivenjivenjy ao Birmania' nosoratan'i George W Bird: | 以下五张照片选自《漫游缅甸(Wanderings in Burma)》这本书,作者是George W Bird: |
6 | Fara Alguada | Alguada灯塔 |
7 | Havoana Sagaing | 实皆山 |
8 | Sambo mandeha amin'ny entona teo amin'ny renirano Irrawaddy | 伊洛瓦底江畔的汽船 |
9 | Sambo mahazaka betsaka, mandeha amin'ny entona | 蒸汽货轮 |
10 | Pagoda iray tao Rangoon | 仰光的宝塔 |
11 | Namoaka ny boky ‘Picturesque Burma' koa i Alice Hart tamin'ny 1897. | Alice Hart也在1897年出版了《风景如画的缅甸(Picturesque Burma)》这本书。 |
12 | Ireto ambany ireto ny saripika sasany avy amin'io tahiry io : | 以下是几张书中的照片: 驯服野生大象 |
13 | mamolaka elefanta dia | 撒网捕鱼 |
14 | Jono amin'ny harato | 竹屋 |
15 | Trano volontsangana | 校对:Fen |