# | eng | mlg |
---|---|---|
1 | Japan: 40% Spam Blog | Japan: bolongana spam |
2 | Asiajin pointed to Nifty Laboratory survey which found out 40% Japanese Blogs are spam. | Navoitran'i Asiajin ny fanarahamaso nataon'i laboratoara mpanaramaso ao Nifty izay nahatsikaritra fa spam na mpandotorano fotsiny ny 40%n'ny bolongana Japoney. |