# | hun | mlg |
---|
1 | Kifizetődő hazafiasság: Putyin motoros haverjai | Ny Fitiavan-tanindrazana Ahazoan-tombon'ny Fifankatiavan'i Vladimir Poutine Sy Ireo Mpitondra Môtô |
2 | Az Éjszakai Farkasok a bankig robognak egyre növekvő renoméjukon. | Night Wolves (Amboadian'ny Alina) mandeha mitondra ny lazany tsy mitsaha-mitombo ho any amin'ny banky . |
3 | Az illusztrációt Kevin Rothrock készítette. | Sary nataon'i Kevin Rothrock. |
4 | A nevükből kiindulva, nagy dolgokat várhatunk az Éjszakai Farkasoktól, az orosz motoros bandától, melyet sajátos hazafias tevékenysége, feketeöves Putyin-szeretete és az ő ukrán ténykedéseinek támogatása kapcsán ismert meg a világ. | Miaraka amin'ny anarana mitovy amin'ny azy ireo, miandry zavatra lehibe tokoa ianao avy amin'ny “Night Wolves,” fikambanan'ireo Rosiana mpitondra môtô, izay lasa nalaza be maneran-tany noho ireo zava-nitranga nataony nitory fitiavan-tanindrazana, sy ny fanohanany hatramin'ny farany an'i Vladimir Poutine, ary ireo fandehandehanan'i Rosia tany ivelany vao haingana tany Okraina. |
5 | Putyin motoros haverkodása nem kifejezetten új dolog. | Marina fa tsy tena vaovao ny fifankatiavan'i Poutine sy ireo mpitondra môtô. |
6 | Nagy csinnadratta közepette, 2011 augusztusában csatlakozott a csapathoz egy menet erejéig. | Niditra voalohany tao amin'ilay vondrona izy tamin'ny fandehandehanana ny volana Aogositra 2011, narahana kidaombaramita be mihitsy. |
7 | Az utóbbi időben is rendszeresen találkozik az Éjszakai Farkasokkal, sokszor fontos nemzetközi találkozókról való késések árán. | Tamin'ireo taona nanaraka izany, matetika i Poutine no mihaona amin'ny Night Wolves, vokany dia indraindray hita taraiky amin'ny fihaonana miaraka amin'ireo. |
8 | Miközben Oroszország visszakövetelte a Krímet és kelet-ukrajnai szeparatistákat kezdett támogatni, az Éjszakai Farkasok is nyílt politikai szervezetté avanzsált. A csapat vezetője Alekszander Zaldosztanov - akit a „Sebész”-ként is ismernek - úgy véli, a banda a „nyilvános diplomácia államilag elismert eszköze”. | Hatry ny nahazoan'i Rosia an'i Krimea indray sy nanombohany nanohana ireo mpisintaka any Okraina atsinanana, lasa fikambanana politika misokatra kokoa ireo Night Wolves, izay tarihan'i Alexander Zaldostanov (fantatry ny maro amin'ny hoe “ilay Mpandidy”), izay milaza ny heviny fa lasa “fitaovana ankatoavin'ny fanjakana maneho ny diplômasiam-bahoaka” ny fikambanany. |
9 | A II. világháború szovjet győzelmének 70. évfordulója alkalmából a csapat idén márciusban bejelentette, hogy Moszkvától Berlinig fognak motorozni. | Ny volana Martsa, tamin'ny voalohandohan'ity taona ity, nanambara tetikasa handeha hanavatsava an'i Moscow ka hatrany Berlin ny Night Wolves, ho fanomezam-boninahitra ny fankalazàna ny faha-70 taonan'ny fandresen'ny Firaisana Sovietika tamin'ny Ady Lehibe Faharoa. |
10 | A tervek szerint április 25-én hagyták el Moszkvát, hogy a Vörös Hadsereg útvonalát kövessék Fehéroroszországon, Lengyelországon, Szlovákián, Csehországon és Ausztrián keresztül, hogy aztán május 9-én megérkezzenek Németországba. | Nomanina hiainga any Moscow ny 25 Aprily ny ekipan'ny mpitaingina môtô, ary manaraka ny làlan'ny Tafika Mena, any Bielôrosia, Pôlônina , Slovakia, ny Repoblika Tchèque, ary Aotrisy, alohan'ny hahatongavany ao Alemàna ny 9 May. |
11 | Lengyelország miniszterelnöke provokációnak nevezte és egyből elítélte a mutatványt, melyet azzal indokolt, hogy a motoros banda támogatta Oroszország ukrajnai tevékenységét. | Tamin'ny filazàn'ny Praiminisitr'i Pôlônina azy io ho fihantsiana, dia niampanga avy hatrany ilay tetikasa izy, tamin'ny fitanisàny ny fanohanan'ny Night Wolves ireo hetsik'i Rosia ataony any Okraina. |
12 | Április 27-én a lengyel hatóságok ehhez mérten feltartóztattak körülbelül egytucat motorost a lengyel-belorusz határon. | Ny 27 Aprily, nosakanan'ny manampahefana Polone ireo Night Wolves ampolony tany amin'ny sisintany iarahany amin'ny Bielôrosia. |
13 | Három nappal később Zaldosztanov bejelentette, hogy a banda néhány tagjának sikerült bejutnia Lengyelországba és a konvoj végül elérte Németországot. | Telo andro taty aoriana anefa, nanambara i Zaldostanov fa nahavita niditra tao Pôlônina ny sasany amin'ireo mpikambana ao amin'ny vondrona, ary nahavita nanohy ny làlany ho any Alemàna ihany ny farany ireo mpandeha môtô. |
14 | Némi tanácstalanság után, május 6-án német tisztviselők arra jutottak, hogy nincs jogi akadálya annak, hogy az Éjszakai Farkasok belépjenek és áthaladjanak Berlinen. | Ny 6 May, taorian'ny fisalasalàna maro, nilaza ireo tompon'andrakitra Alemàna fa tsy misy antony ara-dalàna mihitsy afaka mandrara ny zon'ny Night Wolves mba handeha hanavatsava an'i Berlin, izay nataon'ilay vondrona ny 9 May, raha nankalaza ny Andro Fandreseny i Rosia. |
15 | Ezt a csapat meg is tette május 9-én, az orosz győzelem napján. Az Éjszakai Farkasok megjelenése nagy érdeklődést váltott ki a közösségi média felületeken. | Nisintona ny fijerin'ny maro ny Night Wolves tao amin'ny media sosialy, izay nisy ireo mpampiasa Aterineto maro nirohotra tao amin'ireo vondrom-piarahamonina ao amin'ny VKontakte natao ho an'ireo fikambanana mpitondra môtô, mba hirary soa azy ireo hahatanteraka soa ny diany, ary hiarahaba ilay ekipa any Berlin. |
16 | Az internetezők csoportokba tömörültek a VKontakte orosz közösségi oldalon, ahol biztonságos utazást kívántak a motoros bandának és biztatták a Berlinbe tartó konvojt. | Ny sasany nilaza ny hasosorany tamin'ny fomba nandraisana ireo mpitondra môtô ireo tany ivelany, mahita izany ho fanafintohinana ny fankalazana fahatsiarovana ireo matin'ny ady tao Rosia. |
17 | Másokat felháborított az, ahogyan a bandát külföldön fogadták, mondván, ez sértő Oroszország háborús halottaival szemben. | Nilaza i Zaldostanov fa mieritreritra ny hitondra ny vondrony hankany Okraina Andrefana avy eo, izay nampanantenainy fa hanamboaran-dry zareo ireo tsangambato fahatsiarovana ny Ady Lehibe Faha-II voalaza fa nosimbàn'ireo Okraniana nasiônalista. |
18 | Zaldosztanov már tervezi motoros bandája következő utazását, ezúttal Nyugat-Ukrajnába. | Tsy ny fitiavana ny Night Wolves ihany anefa no misy ao amin'ny Aterineto. |
19 | Ígéretet tett ugyanis arra, hogy visszaállítja azokat a II. világháborús emlékműveket, melyeket feltételezhetően ukrán nacionalisták bontottak el. Ugyanakkor az Éjszakai Farkasok nemcsak szeretetet kapnak a világhálón. | Ny 5 May, ny andro nialoha ny nahazoan'ireo mpitondra môtô alalana hanavatsava an'i Berlin, navoakan'ny mpikatroka mafana fo manohitra ny kolikoly, Alexey Navalny, ny porofo fa nahazo vola maherin'ny 56 tapitrisa robla (1,1 tapitrisa dolara) tao amin'ny volam-panjakana ny Night Wolves, hatry ny taona 2014. |
20 | Május 5-én, tehát egy nappal azelőtt, hogy a motorosok zöld lámpát kaptak volna Berlinbe, Alekszej Navalnij korrupcióellenes aktivista bizonyítékokat hozott nyilvánosságra arról, hogy az Éjszakai Farkasok 2014 óta összesen 56 millió rubel (kb. 301 millió forint) kormányzati támogatást kaptak. | |
21 | Ennek nagyjából a harmada még 2014 júliusában ment el egy szevasztopoli motoros találkozó támogatására, a költségeket az orosz kulturális minisztérium állta. | Efa ho ny ampahatelon'io vola io no nampiasaina tamin'ny fampisehoana môtô tany Sébastopol ny volana Jolay 2014, nahazo ny alalana avy tamin'ny Minisitry ny Kolontsainan'i Rosia. |
22 | Május 13-án ismét jó napra ébredt a motoros banda Szevasztopolban: a hatóságok egy 227 hektáros területet biztosítanak számukra, hogy a sportolást és a „hazafias katonai oktatást” népszerűsíthessék. | Ny 13 May, nifoha tamin'ireo vaovao tsara maro ny Night Wolves tany Sébastopol, izay nanomezan'ireo manampahefana teo an-toerana ireo mpitondra môtô tany mirefy 227 hektara (eo amin'ny 560 acres) mba hampiroboroboana ny fanatanjahantena, ary ny “fampianarana fitiavan-tanindrazana ara-tafika.” |
23 | A csoport jutányos áron bérli a helyet, csupán a 0,1 százalékát fizeti az egyébként durván 1,2 milliárd rubelt érő területnek. | Manofa mora be ilay tany ilay vondrona, mandoa 0,1 isanjaton'ny tetibidin'ireo toerana fotsiny, izay tombanana ho 1,2 lavitrisa robla (24,4 tapitrisa dolara). |
24 | Hogy milyen kifizetődő tud lenni a hazafiasság! | Tena ahitan-tombony kosa ny fitiavan-tanindrazana sandaina vola! |
25 | Az „Éjszakai Farkasok” most kapott 227 hektár földet a Krímen. | |
26 | - Alekszej Navalnij (@navalny) 2015. május 13. | Nomena tany 227 hektara ao Krimea ny “Night Wolves”. |
27 | A cikk Kevin Rothrock közreműködésével készült. | Nitondra ny anjarany tamin'ity lahatsoratra ity i Kevin Rothrock. |